Judges 11:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandefa iraka ho any amin’ny mpanjakan’ny Amonita i Jefta hilaza hoe: Moa mifaninona akory izaho sy ianao no tonga atỳ amiko hiady amin’ny taniko ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandefa iraka ho any amin’ny mpanjakan’ny taranak’i Amôna i Jefte, hilaza aminy hoe: «Mifampaninona moa izaho sy ianao, no tonga hamely ahy ianao ka hanafika ny taniko?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandefasan’i Jiftà iraka ny mpanjakan’ny Hamônita mba hilaza aminy hoe: –Inona no antony hiadiantsika no tonga atỳ amiko hanafika ny taniko ianao?
Malagasy Bible 1865
Dia naniraka olona Jefta nankamin'ny mpanjakan'ny taranak'i Amona hanao hoe: Moa mifaninona akory izaho sy ianao, no tonga atỳ amiko hiady amin'ny taniko ianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandefa iraka ho any amin’ny mpanjakan’ny Amonita i Jefta hilaza hoe: Moa mifaninona akory izaho sy ianao no tonga atỳ amiko hiady amin’ny taniko ianao?
malagasy
Dia naniraka olona Jefta nankamin'ny mpanjakan'ny taranak'i Amona hanao hoe: Moa mifaninona akory izaho sy ianao, no tonga atỳ amiko hiady amin'ny taniko ianao?