Judges 11:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny mpanjakan’ny Amonita tamin’ireo irak’i Jefta: Satria nalain’Israely ny taniko hatrany Arnona ka hatrany Jaboka ary hatrany Jordana, fony izy niakatra avy tany Ejipta. Koa avereno amin’ny fihavanana ary izany ankehitriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny mpanjakan’ny taranak’i Amôna, namaly ny irak’i Jefte: «Satria, raha niakatra avy any Ejipta i Israely, dia nalainy ny taniko, hatrany Arnôna ka hatrany Jabaoka sy Jordany. Koa avereno amim-pihavanana izany ankehitriny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny mpanjakan’ny Hamônita tamin’ireo irak’i Jiftà: –Fony niakatra avy tany Ejipta ny Israelita, dia naka ny taniko hatreo amin’ny lohasahan’i Arnôna ka hatrany amin’ny renirano Jabôka sy hatrany Jôrdàna. Koa ankehitriny avereno amiko am-pilaminana ireo faritany ireo.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ny mpanjakan'ny taranak'i Amona tamin'ny irak'i Jefta: Satria nalain'ny Isiraely ny taniko hatrany Arnona ka hatrany Jaboka ary hatrany Jordana, fony niakatra avy tany Egypta izy; koa avereno amin'ny fihavanana ary izany ankehitriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny mpanjakan’ny Amonita tamin’ireo irak’i Jefta: Satria nalain’Israely ny taniko hatrany Arnona ka hatrany Jaboka ary hatrany Jordana, fony izy niakatra avy tany Ejipta. Koa avereno amin’ny fihavanana ary izany ankehitriny.
malagasy