Judges 11:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandefa iraka ho any amin’ny mpanjakan’ny Amonita indray i Jefta
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandefa iraka indray i Jefte ho any amin’ny mpanjakan’ny taranak’i Amôna,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandefa iraka fanindroany ho any amin’ny mpanjakan’ny Hamônita indray i Jiftà
Malagasy Bible 1865
Ary Jefta naniraka olona indray nankany amin'ny mpanakan'ny taranak'i Amona
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandefa iraka ho any amin’ny mpanjakan’ny Amonita indray i Jefta
malagasy
Ary Jefta naniraka olona indray nankany amin'ny mpanakan'ny taranak'i Amona