Judges 11:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hilaza hoe: Izao no lazain’i Jefta: Ny Israely dia tsy naka ny tanin’i Moaba na ny tanin’ny Amonita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nanao taminy hoe: «Izao no tenin’i Jefte: I Israely tsy naka ny tanin’i Moaba, na ny tanin’i taranak’i Amôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hilaza izao hafatra izao: –Tsy naka ny faritanin’ny Môabita na ny faritanin’ny Hamônita ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
ka nanao taminy hoe: Izao no lazain'i Jefta: Ny Isiraely tsy naka ny tanin'i Moaba na ny tanin'ny taranak'i Amona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hilaza hoe: Izao no lazain’i Jefta: Ny Israely dia tsy naka ny tanin’i Moaba na ny tanin’ny Amonita.
malagasy
ka nanao taminy hoe: Izao no lazain'i Jefta: Ny Isiraely tsy naka ny tanin'i Moaba na ny tanin'ny taranak'i Amona.