Judges 11:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa fony niakatra avy tany Ejipta ny Israely dia nandeha nitety ny efitra hatrany amin’ny Ranomasina Mena izy ka tonga tany Kadesy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nony niakatra avy tany Ejipta i Israely, dia nandeha tany an’efitra, hatreo amin’ny Ranomasina Mena, ka tonga tany Kadesy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha niakatra avy tany Ejipta ireo, dia namakivaky ny taniefitra hatreo amin’ny Ranomasin’ny Volotara ary nankany Kadesy.
Malagasy Bible 1865
Fa fony niakatra avy tany Egypta ny Isiraely, dia nandeha nitety ny efitra hatramin'ny Ranomasina Mena izy ka tonga tany Kadesy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa fony niakatra avy tany Ejipta ny Israely dia nandeha nitety ny efitra hatrany amin’ny Ranomasina Mena izy ka tonga tany Kadesy.
malagasy
Fa fony niakatra avy tany Egypta ny Isiraely, dia nandeha nitety ny efitra hatramin'ny Ranomasina Mena izy ka tonga tany Kadesy.