Judges 11:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny Israely dia nandefa iraka tany amin’i Sihona, mpanjakan’ny Amorita, izay mpanjakan’i Hesbona; hoy ny Israely taminy: Aoka mba handeha hamakivaky ny taninao izahay hankany amin’ny fonenanay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tao i Israely, dia nandefa iraka ho any amin’i Sehôna, mpanjakan’ny Amôreana, mpanjakan’i Hesebona, ary hoy i Israely taminy: Raha sitrakao, avelao mba hamaky ny taninao aho, hankany amin’ny taninay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nandefa iraka ho an’i Sihôna mpanjaka amôrita izay nanjaka tao Hesbôna ny Israelita, ka nangataka taminy mba hahazo hamaky ny faritaniny hatrany amin’ny toerana izay halehany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Isiraely dia naniraka olona tany amin'i Sihona, mpanjakan'ny Amorita, izay mpanjakan'i Hesbona; ary hoy ny Isiraely taminy: Aoka mba handeha hamaky ny taninao izahay hankany amin'ny fonenanay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny Israely dia nandefa iraka tany amin’i Sihona, mpanjakan’ny Amorita, izay mpanjakan’i Hesbona; hoy ny Israely taminy: Aoka mba handeha hamakivaky ny taninao izahay hankany amin’ny fonenanay.
malagasy
Ary ny Isiraely dia naniraka olona tany amin'i Sihona, mpanjakan'ny Amorita, izay mpanjakan'i Hesbona; ary hoy ny Isiraely taminy: Aoka mba handeha hamaky ny taninao izahay hankany amin'ny fonenanay.