Judges 11:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny vadin’i Gileada dia niteraka zazalahy maro taminy. Nony efa lehibe ireo zana-badiny ireo dia nandroaka an’i Jefta ka niteny taminy hoe: Tsy handova eto amin’ny taranaky ny rainay ianao fa zanaky ny vehivavy hafa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niteraka lahy maro tamin’i Galaada anefa ny vadiny; ka nony lehibe ireo dia nandroaka an’i Jefte sy nanao taminy hoe: «Tsy handova eto an-tranon-drainay ianao, satria zana-behivavy hafa».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niteraka zanakalahy maro ny vadin’i Gilehada; ka nony efa lehibe ireny, dia nandroaka an’i Jiftà ary nilaza taminy hoe: –Tsy manan-jò amin’ny lova avy amin’ny raintsika ianao satria zanaky ny vehivavy hafa.
Malagasy Bible 1865
Ary ny vadin'i Gileada dia niteraka zazalahy maro taminy; ary nony efa lehibe ireo zana-badiny ireo, dia nandroaka an'i Jefta ka nanao taminy hoe: Tsy handova eto amin'ny taranaky ny rainay ianao, fa zanaky ny vehivavy hafa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny vadin’i Gileada dia niteraka zazalahy maro taminy. Nony efa lehibe ireo zana-badiny ireo dia nandroaka an’i Jefta ka niteny taminy hoe: Tsy handova eto amin’ny taranaky ny rainay ianao fa zanaky ny vehivavy hafa.
malagasy