Judges 11:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, nanolotra an’i Sihona sy ny vahoakany rehetra teo an-tanan’ny Israely ka namely azy ireo. Dia azon’ny Israely ny tanin’ny Amorita rehetra izay mponina tany amin’izany tany izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa natolotr’i Iaveh Andriamanitr’i Israely, ho eo an-tanan’i Israely, i Sehôna mbamin’ny vahoakany rehetra, ka noreseny ireny, dia azon’i Israely ny tanin’ny Amôreana rehetra izay nonina tamin’izany faritany izany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary natolotry ny TOMPO Andriamanitr’i Israely teo an-tanan’ny Israelita i Sihôna sy ny tafiny ka resiny. Dia nalain’ny Israelita ny faritany rehetra nonenan’ny Amôrita,
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, nanolotra an'i Sihona sy ny vahoakany rehetra teo an-tànan'ny Isiraely, ka namely azy ireo; dia azon'ny Isiraely ny tanin'ny Amorita rehetra, mponina tany amin'izany tany izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, nanolotra an’i Sihona sy ny vahoakany rehetra teo an-tanan’ny Israely ka namely azy ireo. Dia azon’ny Israely ny tanin’ny Amorita rehetra izay mponina tany amin’izany tany izany.
malagasy