Judges 11:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahazo ny tanin’ny Amorita rehetra izy, hatrany Arnona ka hatrany Jaboka, ary hatrany amin’ny tany efitra ka hatrany Jordana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
lasany avokoa ny faritan’ny Amôreana, hatrany Arnôna ka hatrany Jabaoka, ary hatramin’ny efitra ka hatrany Jordany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
manomboka hatreo amin’ny lohasahan’i Arnôna ka hatrany amin’ny renirano Jabôka, ary hatreo amin’ny taniefitra atsinanana ka hatrany amin’ny ony Jôrdàna.
Malagasy Bible 1865
Dia nahazo ny tanin'ny Amorita rehetra izy hatrany Arnona, ka hatrany Jaboka ary hatramin'ny efitra ka hatrany Jordana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahazo ny tanin’ny Amorita rehetra izy, hatrany Arnona ka hatrany Jaboka, ary hatrany amin’ny tany efitra ka hatrany Jordana.
malagasy
Dia nahazo ny tanin'ny Amorita rehetra izy hatrany Arnona, ka hatrany Jaboka ary hatramin'ny efitra ka hatrany Jordana.