Judges 11:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hotananao va izay tany omen’i Kemosy andriamanitrao anao? Ary izay tany rehetra omen’NY TOMPO Andriamanitray anay dia mba hotananay kosa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa tsy mipetraka ho tompon’izay nomen’i Kamosy andriamanitrao anao ho fanananao va ianao? Ary izahay moa tsy tokony hipetraka ho tompon’izay rehetra nomen’i Iaveh Andriamanitray anay ho fanananay?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Moa tsy tananao ho fanananao ve ny faritany izay nomen’i Kemôsy andriamanitrao anao? Noho izany, dia zonay koa ny hitana ho fanananay izay tany rehetra nomen’ny TOMPO Andriamanitray anay.
Malagasy Bible 1865
Moa tsy hotananao izay tany omen'i Kemosy andriamanitrao anao va? Atỳ izay tany rehetra omen'i Jehovah Andriamanitray anay dia mba hotananay kosa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hotananao va izay tany omen’i Kemosy andriamanitrao anao? Ary izay tany rehetra omen’NY TOMPO Andriamanitray anay dia mba hotananay kosa.
malagasy
Moa tsy hotananao izay tany omen'i Kemosy andriamanitrao anao va? Atỳ izay tany rehetra omen'i Jehovah Andriamanitray anay dia mba hotananay kosa.