Judges 11:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa tsara noho i Balaka, zanak’i Zipora, mpanjakan’i Moaba, va ianao? Moa nanohitra ny Israely na niady taminy akory va izy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa tsara noho i Balàka, zanak’i Sefôra, mpanjakan’i Moaba, va ianao? Ary moa io mba nifanditra tamin’i Israely, na niady taminy akory va?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Moa mihevi-tena ho tsara lavitra noho i Balàka zanakalahin’i Tsipôra sady mpanjakan’i Môaba ve ianao? Izy anefa tsy mba nila ady tamin’ny vahoaka Israely sady tsy nanafika azy.
Malagasy Bible 1865
Moa tsara noho Balaka, zanak'i Zipora, mpanjakan'i Moaba, va ianao? Nety nanohitra ny Isiraely na niady taminy akory va izy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa tsara noho i Balaka, zanak’i Zipora, mpanjakan’i Moaba, va ianao? Moa nanohitra ny Israely na niady taminy akory va izy?
malagasy
Moa tsara noho Balaka, zanak'i Zipora, mpanjakan'i Moaba, va ianao? Nety nanohitra ny Isiraely na niady taminy akory va izy?