Judges 11:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nanota taminao aho fa ianao no manisy ratsy ahy amin’ny iadianao amiko. Aoka NY TOMPO Mpitsara no hitsara ny Zanak’Israely sy ny Amonita anio.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho tsy nanao ratsy taminao, fa ianao izao no manisy ratsy ahy, amin’ny ady ataonao amiko. Ka aoka i Iaveh, ilay mpitsara, no hitsara anio ny zanak’i Israely sy ny taranak’i Amôna».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha izaho aloha dia tsy nanota taminao, fa ianao no manisy ratsy ahy amin’ny iadianao amiko. Ny TOMPO mpitsara anie hitsara ny Israelita sy ny Hamônita anio!
Malagasy Bible 1865
Izaho tsy nanota taminao, fa ianao no manisy ratsy ahy, fa miady amiko;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nanota taminao aho fa ianao no manisy ratsy ahy amin’ny iadianao amiko. Aoka NY TOMPO Mpitsara no hitsara ny Zanak’Israely sy ny Amonita anio.
malagasy
Izaho tsy nanota taminao, fa ianao no manisy ratsy ahy, fa miady amiko;