Judges 11:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nohenoin’ny mpanjakan’ny Amonita anefa ny tenin’i Jefta izay nampitondrainy tany aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nahoan’ny mpanjakan’ny taranak’i Amôna akory ny teny nampitondrain’i Jefte tany aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa tsy niraharaha ny hafatr’i Jiftà ho azy ny mpanjakan’ny Hamônita.
Malagasy Bible 1865
Nefa tsy nohenoin'ny mpanjakan'ny taranak'i Amona ny tenin'i Jefta, izay nampitondrainy tany aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nohenoin’ny mpanjakan’ny Amonita anefa ny tenin’i Jefta izay nampitondrainy tany aminy.
malagasy
Nefa tsy nohenoin'ny mpanjakan'ny taranak'i Amona ny tenin'i Jefta, izay nampitondrainy tany aminy.