Judges 11:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandositra ny rahalahiny i Jefta ka nonina tany amin’ny tany Toba; dia nisy olom-poana maromaro nanara-dia an’i Jefta ka niara-nanafika taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandositra lavitra ny rahalahiny i Jefte, ka nonina tany amin’ny tany Tôba. Ary nisy olom-poana nitambatra taminy, ary niara-nandehandeha izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandositra lavitra ny rahalahiny i Jiftà ka nonina tao amin’ny faritanin’i Tôba. Ary nisy koa olom-poana nivondrona teo aminy ka nanao asan-jirika niaraka taminy.
Malagasy Bible 1865
Ary Jefta nandositra ny rahalahiny ka nonina tany amin'ny tany Toba; dia nisy olom-poana nivory teo amin'i Jefta ka niaraka taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandositra ny rahalahiny i Jefta ka nonina tany amin’ny tany Toba; dia nisy olom-poana maromaro nanara-dia an’i Jefta ka niara-nanafika taminy.
malagasy
Ary Jefta nandositra ny rahalahiny ka nonina tany amin'ny tany Toba; dia nisy olom-poana nivory teo amin'i Jefta ka niaraka taminy.