Judges 11:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ho an’NY TOMPO izay mivoaka amin’ny varavaran’ny tranoko hitsena ahy rehefa miverina soa amantsara avy any amin’ny Amonita aho, ary hatolotro ho fanatitra dorana manontolo izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha atolotrao eo an-tanako ny taranak’i Amôna, dia ho an’i Iaveh ary hatolotro ho sorona dorana izay mivoaka ny varavaran’ny tranoko hitsena ahy, rehefa miverina soa aman-tsara avy any amin’ny taranak’i Amôna aho».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hatokako ho ANAO sady hatolotro ho sorona dorana manontolo ho Anao izay olona mivoaka voalohany ny varavaran’ny tranoko mba hitsena ahy rehefa miverina avy nandresy ny Hamônita aho.
Malagasy Bible 1865
dia ho an'i Jehovah Izay mivoaka amin'ny varavaran'ny tranoko hitsena ahy, rehefa miverina soa aman-tsara avy any amin'ny taranak'i Amona aho, ary hateriko ho fanatitra dorana izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ho an’NY TOMPO izay mivoaka amin’ny varavaran’ny tranoko hitsena ahy rehefa miverina soa amantsara avy any amin’ny Amonita aho, ary hatolotro ho fanatitra dorana manontolo izany.
malagasy
dia ho an'i Jehovah Izay mivoaka amin'ny varavaran'ny tranoko hitsena ahy, rehefa miverina soa aman-tsara avy any amin'ny taranak'i Amona aho, ary hateriko ho fanatitra dorana izany.