Judges 11:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandeha i Jefta nankany amin’ny Amonita mba hiady aminy ary natolotry NY TOMPO teo an-tanany ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandroso hamely ny taranak’i Amôna i Jefte, ary natolotr’i Iaveh teo an-tanany ireny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nihoatra ny sisin-tanin’ny Hamônita i Jiftà mba hiady aminy; ary natolotry ny TOMPO teo an-tanany ireo.
Malagasy Bible 1865
Dia nandeha Jefta nankany amin'ny taranak'i Amona hiady aminy: ary natolotr'i Jehovah teo an-tànany ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandeha i Jefta nankany amin’ny Amonita mba hiady aminy ary natolotry NY TOMPO teo an-tanany ireo.
malagasy
Dia nandeha Jefta nankany amin'ny taranak'i Amona hiady aminy: ary natolotr'i Jehovah teo an-tànany ireo.