Judges 11:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy koa izy tamin’ny rainy: Izao no aoka hatao amiko: Aza maninona ahy aloha hatramin’ny roa volana fa handehandeha hankeny amin’ny havoana aho ka hitomany miaraka amin’ny namako noho izaho mbola tsy nanambady akory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy izy tamin-drainy: «Ity no mba soa ataovy amiko: Avelao malalaka aho, mandritra ny roa volana: dia handeha hidina ho any an-tendrombohitra, ary hitomany ny fahavirijiniako miaraka amin’ireo namako».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa na izany aza, dia mba omeo fe-potoana roa volana aho hankanesako eny an-tendrombohitra miaraka amin’ny namako mba hitomaniako ny tenako tsy maintsy ho faty nefa tsy mbola nanambady akory.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy koa izy tamin'ny rainy: Aoka izao no hatao amiko: aza maninona ahy aloha hatramin'ny roa volana mba handehandehanako hankeny amin'ny havoana hitomaniako, izaho sy ny namako, noho izaho mbola tsy nanambady akory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy koa izy tamin’ny rainy: Izao no aoka hatao amiko: Aza maninona ahy aloha hatramin’ny roa volana fa handehandeha hankeny amin’ny havoana aho ka hitomany miaraka amin’ny namako noho izaho mbola tsy nanambady akory.
malagasy