Judges 11:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony afaka elaela dia nanafika ny Zanak’Israely ny Amonita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony afaka kelikely taorian’izany, dia niady tamin’ny zanak’i Israely ny taranak’i Amôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taoriana kelin’izany, dia nanafika ny Israelita ny Hamônita.
Malagasy Bible 1865
Ary nony ela, dia nanafika ny Zanak'Isiraely ny taranak'i Amona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony afaka elaela dia nanafika ny Zanak’Israely ny Amonita.
malagasy
Ary nony ela, dia nanafika ny Zanak'Isiraely ny taranak'i Amona.