Judges 11:40 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny fandehanan’ny zazavavin’ny Israely isan-taona hankalaza ny zanakavavin’i Jefta gileadita, hefarana isan-taona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Isan-taona ny vehivavy israelita dia mandeha mitomany mandritra ny efatra andro ny zanakavavin’i Jiftà, ilay Gilehadita.
Malagasy Bible 1865
ny fandehanan'ny zazavavin'ny Isiraely isan-taona hankalaza ny zanakavavin'i Jefta Gileadita hefarana isan-taona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny fandehanan’ny zazavavin’ny Israely isan-taona hankalaza ny zanakavavin’i Jefta gileadita, hefarana isan-taona.
malagasy
ny fandehanan'ny zazavavin'ny Isiraely isan-taona hankalaza ny zanakavavin'i Jefta Gileadita hefarana isan-taona.[Na: hitomany]