Judges 11:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nanafika ny Israely ny Amonita dia nandeha ny loholon’i Gileada haka an’i Jefta avy tany amin’ny tany Toba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka tamin’izany niadian’ny taranak’i Amôna tamin’i Israely izany, dia lasa ny loholon’i Galaada naka an’i Jefte tany aminy tany Tôba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa vaky ny ady teo amin’ny Hamônita sy ny Israelita, dia nandeha ireo loholon ’i Gilehada mba haka an’i Jiftà any amin’ny faritanin’i Tôba,
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nanafika ny Isiraely ny taranak'i Amona, dia nandeha ny loholon'i Gileada haka an'i Jefta hiala any amin'ny tany Toba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nanafika ny Israely ny Amonita dia nandeha ny loholon’i Gileada haka an’i Jefta avy tany amin’ny tany Toba.
malagasy
Ary rehefa nanafika ny Isiraely ny taranak'i Amona, dia nandeha ny loholon'i Gileada haka an'i Jefta hiala any amin'ny tany Toba.