Judges 11:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy izy ireo taminy: Avia, aoka ianao no ho mpitarika anay mba hiadiantsika amin’ny Amonita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy izy tamin’i Jefte: «Avia, dia ho jeneralinay ianao, ka hiady amin’ny taranak’i Amôna».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nanao taminy hoe: –Avia ho mpitarika ny tafikay ianao, mba hahafahanay miady amin’ny Hamônita.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy ireo taminy: Avia ho mpitarika anay ianao, hiadiantsika amin'ny taranak'i Amona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy izy ireo taminy: Avia, aoka ianao no ho mpitarika anay mba hiadiantsika amin’ny Amonita.
malagasy
Ary hoy izy ireo taminy: Avia ho mpitarika anay ianao, hiadiantsika amin'ny taranak'i Amona.