Judges 11:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy i Jefta tamin’ireo loholon’i Gileada: Tsy ianareo va no nankahala ahy ka nandroaka ahy hiala tao amin’ny tranon’ny raiko? Koa nahoana no mankaty amiko indray ianareo ankehitriny rehefa azom-pahoriana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Jefte tamin’ny loholon’i Galaada: «Tsy efa nankahala ahy sy nandroaka ahy hiala tao an-tranon’i kaky va ianareo? Ka ahoana indray no alehanareo atỳ amiko, nony zoim-pahoriana ianareo izao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novalian’i Jiftà hoe: –Moa tsy nankahala ahy ve ianareo ka nandroaka ahy hiala tao an-tranon’ny raiko? Koa nahoana no mankatỳ amiko ianareo ankehitriny, rehefa tra-pahoriana?
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Jefta tamin'ny loholon'i Gileada: Tsy efa nankahala ahy va ianareo ka nandroaka ahy hiala tao an-tranon'ny raiko? Koa nahoana no mankaty amiko indray ianareo ankehitriny, nony azom-pahoriana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Fa hoy Jefta tamin'ny loholon'i Gileada: Tsy efa nankahala ahy va ianareo ka nandroaka ahy hiala tao an-tranon'ny raiko? Koa nahoana no mankaty amiko indray ianareo ankehitriny, nony azom-pahoriana?