Judges 11:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Jefta tamin’ny loholon’i Gileada: Raha hoentinareo mody indray aho mba hiady amin’ny Amonita ka hatolotry NY TOMPO eo anoloako ireny, dia izaho hoe no ho lohany aminareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no navalin’i Jefte tamin’ny loholon’i Galaada: «Raha entinareo miverina hiady amin’ny taranak’i Amôna aho, ka atolotr’i Iaveh eo an-tanako izy, dia izaho no ho filohanareo?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy indray i Jiftà taminy: –Raha mampody ahy ianareo ankehitriny mba hiady amin’ny Hamônita, ka hatolotry ny TOMPO eo anoloako ireny, dia ho filohanareo aho.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jefta tamin'ny loholon'i Gileada: Raha ho entinareo mody indray aho mba hiady amin'ny taranak'i Amona, ka hatolotr'i Jehovah eo anoloako ireny, dia izaho hoe no ho lohany aminareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Jefta tamin’ny loholon’i Gileada: Raha hoentinareo mody indray aho mba hiady amin’ny Amonita ka hatolotry NY TOMPO eo anoloako ireny, dia izaho hoe no ho lohany aminareo?
malagasy
Dia hoy Jefta tamin'ny loholon'i Gileada: Raha ho entinareo mody indray aho mba hiady amin'ny taranak'i Amona, ka hatolotr'i Jehovah eo anoloako ireny, dia izaho hoe no ho lohany aminareo?