Judges 12:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia maty i Abdona, zanak’i Elela, avy any Piratona, ka nalevina tany Piratona, any amin’ny tanin’i Efraima any amin’ny tendrombohitry ny Amalekita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandritra ny valo taona izy no mpitsara tamin’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
avy eo dia maty izy, ka nalevina tao Pirehatôna, any amin’ny faritanin’i Efraîma, eo amin’ilay hoe tendrombohitry ny Hamalekita.
Malagasy Bible 1865
Dia maty Abdona, zanak'i Elela, avy any Piratona, ka nalevina tany Piratona, any amin'ny tanin'ny Efraima any amin'ny tany havoan'ny Amalekita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia maty i Abdona, zanak’i Elela, avy any Piratona, ka nalevina tany Piratona, any amin’ny tanin’i Efraima any amin’ny tendrombohitry ny Amalekita.
malagasy
Dia maty Abdona, zanak'i Elela, avy any Piratona, ka nalevina tany Piratona, any amin'ny tanin'ny Efraima any amin'ny tany havoan'ny Amalekita.