Judges 12:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Enina taona no nitondran’i Jefta ny Israely. Dia maty i Jefta gileadita ka nalevina tao amin’ny tanàna iray any Gileada.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitsara an’i Israely enin-taona i Jefte; raha efa izany dia maty i Jefte, Galaadita, ka nalevina tao amin’ny anankiray amin’ny tanànan’i Galaada.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa i Jiftà, ilay Gilehadita, no nitondra ny Israelita nandritra ny folo taona; avy eo dia maty izy ka nalevina tao amin’ny tanàna izay nahabe azy, tany Gilehada.
Malagasy Bible 1865
Dia nitsara ny Isiraely enin-taona Jefta. Ary maty Jefta Gileadita ka nalevina tao amin'ny tanana anankiray any Gileada.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Enina taona no nitondran’i Jefta ny Israely. Dia maty i Jefta gileadita ka nalevina tao amin’ny tanàna iray any Gileada.
malagasy
Dia nitsara ny Isiraely enin-taona Jefta. Ary maty Jefta Gileadita ka nalevina tao amin'ny tanana anankiray any Gileada.