Judges 12:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ibzana, avy any Betlehema, no nitsara ny Israely taorianan’i Jefta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary taorian’izy io dia i Abesàna, avy any Betlehema, no mpitsara tamin’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Ibitsàna avy any Betlehema no nandimby an’i Jiftà ka nitondra ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
Ary Ibzana, avy any Betlehema, no nitsara ny Isiraely nandimby an'i Jefta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ibzana, avy any Betlehema, no nitsara ny Israely taorianan’i Jefta.
malagasy
[Ny tantaran'Ibzana sy Elona ary Abdona] Ary Ibzana, avy any Betlehema, no nitsara ny Isiraely nandimby an'i Jefta.