Judges 13:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny Zanak’Israely dia nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO indray ka natolotry NY TOMPO teo an-tanan’ny Filistina nandritra ny efapolo taona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanao izay ratsy eo imason’i Iaveh indray ny zanak’i Israely ka natolotr’i Iaveh eo an-tanan’ny Filistinina, nandritra ny efapolo taona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary mbola nanao ratsy eo imason’ny TOMPO indray ny Israelita, ka natolotry ny TOMPO teo an-tanan’ny Filistinina nandritra ny efapolo taona.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Zanak'Isiraely nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah indray, ka dia natolotr'i Jehovah teo an-tànan'ny Filistina efa-polo taona izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny Zanak’Israely dia nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO indray ka natolotry NY TOMPO teo an-tanan’ny Filistina nandritra ny efapolo taona.
malagasy
[Ny nahaterahan'i Samsona] Ary ny Zanak'Isiraely nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah indray, ka dia natolotr'i Jehovah teo an-tànan'ny Filistina efa-polo taona izy.