Judges 13:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nihazakazaka haingana Ravehivavy ka nanambara tamin’ny vadiny hoe: Indro, niseho tamiko indray ny lehilahy izay tonga tamiko tamin’ilay indray andro!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka lasa nihazakazaka faingana ravehivavy hampandre izany ny lahy, ka nilaza taminy hoe: «Indro niseho tamiko ilay lehilahy tonga amiko indray andro irỳ».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
koa nihazakazaka ravehivavy nampandre azy hoe: –Miseho amiko ao indray ange ilay lehilahy tonga tamiko indray andro.
Malagasy Bible 1865
Dia nihazakazaka faingana ravehivavy ka nanambara tamin'ny vadiny hoe: Indro, niseho tamiko indray ny lehilahy izay tonga tamiko tamin'ilay indray andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nihazakazaka haingana Ravehivavy ka nanambara tamin’ny vadiny hoe: Indro, niseho tamiko indray ny lehilahy izay tonga tamiko tamin’ilay indray andro!
malagasy
Dia nihazakazaka faingana ravehivavy ka nanambara tamin'ny vadiny hoe: Indro, niseho tamiko indray ny lehilahy izay tonga tamiko tamin'ilay indray andro.