Judges 13:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitsangana i Manoa ka nandeha nanaraka ny vadiny, dia nankany amin-dRalehilahy ka niteny taminy hoe: Ianao moa ilay lehilahy niteny tamin-dRavehivavy? Dia hoy Izy: Eny, Izaho no Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitsangana i Manôe, ka nanaraka ny vavy nankany amin-dralehilahy sy nanao taminy hoe: «Ianao va izany niteny tamin’ity vehivavy ity izany?» Hoy ny navaliny: «Izaho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanaraka ny vadiny avy hatrany i Manôà, ka nankany amin-dralehilahy ary nanontany azy hoe: –Ianao ve ilay lehilahy izay niteny tamin’ny vadiko? Ka novaliany hoe: –Eny, izaho no izy.
Malagasy Bible 1865
Dia nitsangana Manoa ka nandeha nanaraka ny vadiny, dia nankany amin-dralehilahy ka nanao taminy hoe: Hianao moa ilay lehilahy niteny tamin-dravehivavy? Dia hoy Izy: Eny, Izaho no Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitsangana i Manoa ka nandeha nanaraka ny vadiny, dia nankany amin-dRalehilahy ka niteny taminy hoe: Ianao moa ilay lehilahy niteny tamin-dRavehivavy? Dia hoy Izy: Eny, Izaho no Izy.
malagasy
Dia nitsangana Manoa ka nandeha nanaraka ny vadiny, dia nankany amin-dralehilahy ka nanao taminy hoe: Hianao moa ilay lehilahy niteny tamin-dravehivavy? Dia hoy Izy: Eny, Izaho no Izy.