Judges 13:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Manoa: Raha tanteraka ilay teninao, ahoana ange no fomba hitondranay ny zaza ary inona no ho asany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Manôe: «Amin’izao àry rehefa tanteraka ny teninao, inona no tsy maintsy tandremanay momba izany zaza izany, ary inona no tsy maintsy atao ho azy?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy indray i Manôà hoe: –Izao àry, rehefa ho tanteraka tokoa ny teninao, dia inona no fitsipika tokony harahinay momba ny zaza? Ary inona no tokony hataonay aminy?
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Manoa: Raha tanteraka ilay teninao, ahoana ange no hitondranay ny zaza, ary inona no ho asany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Manoa: Raha tanteraka ilay teninao, ahoana ange no fomba hitondranay ny zaza ary inona no ho asany?
malagasy
Dia hoy Manoa: Raha tanteraka ilay teninao, ahoana ange no hitondranay ny zaza, ary inona no ho asany?