Judges 13:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Manoa tamin’ilay Anjelin’NY TOMPO: Aoka mba hotananay Ianao mandra-panomanay zanak’osy ho Anao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Manôe tamin’ilay Anjelin’i Iaveh: «Aoka re mba hohazoninay ianao sy hanamboaranay zanak’osy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Manôà tamin’ilay anjelin’ny TOMPO: –Mba mijanòna kely aloha ianao ambara-pamboatray zanak’osy ho anao.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Manoa tamin'Ilay Anjelin'i Jehovah: Aoka mba hotananay Hianao mandra-pamboatray zanak'osy ho Anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Manoa tamin’ilay Anjelin’NY TOMPO: Aoka mba hotananay Ianao mandra-panomanay zanak’osy ho Anao!
malagasy
Ary hoy Manoa tamin'Ilay Anjelin'i Jehovah: Aoka mba hotananay Hianao mandra-pamboatray zanak'osy ho Anao.