Judges 13:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Manoa tamin’ilay Anjelin’NY TOMPO: Iza moa no anaranao mba hanomezanay voninahitra Anao, rehefa tanteraka ny teninao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Manôe tamin’ilay Anjelin’i Iaveh: «Iza moa no anaranao; mba hanomezanay voninahitra anao, rehefa tanteraka ny teninao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nanontaniany hoe: –Iza moa no anaranao mba hanomezanay voninahitra anao, rehefa tanteraka ny teninao?
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Manoa tamin'Ilay Anjelin'i Jehovah: Iza moa no anaranao, mba hanomezanay voninahitra Anao, rehefa tanteraka ny teninao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Manoa tamin’ilay Anjelin’NY TOMPO: Iza moa no anaranao mba hanomezanay voninahitra Anao, rehefa tanteraka ny teninao?
malagasy
Dia hoy Manoa tamin'Ilay Anjelin'i Jehovah: Iza moa no anaranao, mba hanomezanay voninahitra Anao, rehefa tanteraka ny teninao?