Judges 13:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ilay Anjelin’NY TOMPO taminy: Nahoana no manontany ny anarako ianao? Anarana mahagaga izany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny navalin’ilay Anjelin’i Iaveh azy: «Ahoana no anontanianao ahy ny anarako? Mahagaga no izy».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ilay anjelin’ny TOMPO taminy: –Ahoana moa no anontanianao ny anarako? Anarana mahagaga izany!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Ilay Anjelin'i Jehovah taminy: Nahoana no manontany ny anarako ianao? Fa anarana mahagaga izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ilay Anjelin’NY TOMPO taminy: Nahoana no manontany ny anarako ianao? Anarana mahagaga izany!
malagasy
Ary hoy Ilay Anjelin'i Jehovah taminy: Nahoana no manontany ny anarako ianao? Fa anarana mahagaga izany.