Judges 13:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia naka ny zanak’osy sy ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry i Manoa ka nanolotra ireny ho fanatitra dorana manontolo teo amin’ny vatolampy ho an’NY TOMPO izay miasa amin’ny fomba mahagaga; ary nijery izany i Manoa sy ny vadiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nalain’i Manôe ny zanak’osy sy ny fanatitra ka nateriny ho an’i Iaveh teo ambonin’ny vatolampy; ary nanao fahagagana i Iaveh raha mbola nijery teo i Manôe sy ny vadiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia naka zanak’osy sy fanatitra hohanina i Manôà ka napetrany teo ambony vatolampy mba hatolotra ny TOMPO Izay mpanao zavatra mahagaga. Raha mbola nijery teo i Manôà sy ny vadiny,
Malagasy Bible 1865
Dia naka ny zanak'osy sy ny fanatitra hohanina Manoa ka nanatitra ireny teo ambonin'ny vatolampy ho an'i Jehovah; ary Ilay Anjely kosa nanao zava-mahagaga, raha mbola nijery teo Manoa mivady.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Dia naka ny zanak'osy sy ny fanatitra hohanina Manoa ka nanatitra ireny teo ambonin'ny vatolampy ho an'i Jehovah; ary Ilay Anjely kosa nanao zava-mahagaga, raha mbola nijery teo Manoa mivady.