Judges 13:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy lehilahy avy tany Zora, avy amin’ny fianakavian’ny Danita, i Manoa no anarany; ary momba ny vadiny ka tsy niteraka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy lehilahy anankiray, atao hoe Manôe, fianakavian’i Danita, avy amin’ny Saraà; momba ny vadiny, ka tsy niteraka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao Tsôrehà dia nisy lehilahy nantsoina hoe Manôà, avy tamin’ny fokon’i Dana. Momba ny vadiny ka tsy niteraka.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy lehilahy avy tany Zora amin'ny fokon'ny Danita, Manoa no anarany; ary momba ny vadiny ka tsy niteraka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy lehilahy avy tany Zora, avy amin’ny fianakavian’ny Danita, i Manoa no anarany; ary momba ny vadiny ka tsy niteraka.
malagasy
Ary nisy lehilahy avy tany Zora amin'ny fokon'ny Danita, Manoa no anarany; ary momba ny vadiny ka tsy niteraka.