Judges 13:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa niakatra ho amin’ny lanitra ny lelafo avy teo amin’ny alitara dia niakatra teo anatin’ny lelafo avy teo amin’ny alitara ilay Anjelin’NY TOMPO. Ary nijery izany i Manoa sy ny vadiny dia niankohoka tamin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha ilay miakatra mankany an-danitra avy eo ambonin’ny ôtely iny ny lelafo dia niakatra tao anatin’ny lelafon’ny ôtely ilay Anjelin’i Iaveh. Raha nahita izany i Manôe mivady dia lavo niankohoka tamin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia niakatra ho any an-danitra ny lelafo avy tamin’ny sorona teo amin’ny alitara. Ary hitan’izy roa fa niakatra tao anatin’ny lelafo ilay anjelin’ny TOMPO; koa niankohoka tamin’ny tany izy mivady.
Malagasy Bible 1865
Ary raha niakatra ho amin'ny lanitra ny lelafo avy teo amin'ny alitara, dia niakatra teo anatin'ny lelafo avy teo amin'ny alitara Ilay Anjelin'i Jehovah. Ary nijery izany Manoa mivady, ka dia niankohoka tamin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa niakatra ho amin’ny lanitra ny lelafo avy teo amin’ny alitara dia niakatra teo anatin’ny lelafo avy teo amin’ny alitara ilay Anjelin’NY TOMPO. Ary nijery izany i Manoa sy ny vadiny dia niankohoka tamin’ny tany.
malagasy