Judges 13:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tsy niseho tamin’i Manoa sy ny vadiny intsony ilay Anjelin’NY TOMPO. Dia fantatr’i Manoa tamin’izay fa Anjelin’NY TOMPO izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tsy niseho tamin’i Manôe mivady intsony ilay Anjelin’i Iaveh. Izay vao fantatr’i Manôe fa ilay Anjelin’i Iaveh iny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia fantatr’i Manôà tamin’izay fa anjelin’ny TOMPO izy; ary tsy niseho tamin’izy mivady intsony ilay anjely.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy niseho tamin'i Manoa sy ny vadiny intsony Ilay Anjelin'i Jehovah; dia fantatr'i Manoa fa Anjelin'i Jehovah Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tsy niseho tamin’i Manoa sy ny vadiny intsony ilay Anjelin’NY TOMPO. Dia fantatr’i Manoa tamin’izay fa Anjelin’NY TOMPO izy.
malagasy
Ary tsy niseho tamin'i Manoa sy ny vadiny intsony Ilay Anjelin'i Jehovah; dia fantatr'i Manoa fa Anjelin'i Jehovah Izy.