Judges 13:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Manoa tamin’ny vadiny: Ho faty tokoa isika satria efa nahita an’Andriamanitra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Manôe tamin’ny vavy: «Ho faty izao isika fa efa nahita an’Andriamanitra».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Manôà tamin’ny vadiny: –Tena ho faty tokoa isika, satria nahita an’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Manoa tamin'ny vadiny: Ho faty tokoa isika, satria efa nahita an'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Manoa tamin’ny vadiny: Ho faty tokoa isika satria efa nahita an’Andriamanitra!
malagasy
Ary hoy Manoa tamin'ny vadiny: Ho faty tokoa isika, satria efa nahita an'Andriamanitra.