Judges 13:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanomboka nanetsika azy ny Fanahin’NY TOMPO tany Mahane-Dana, teo anelanelan’i Zora sy i Estaola.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanomboka nitaona azy ho any Makaneha-Dana anelanelan’i Saraà sy i Estaola ny fanahin’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fony i Samsôna tao an-tobin’i Dana, teo anelanelan’i Tsôrehà sy i Estaôla, no nanomboka nanetsika azy ny Fanahin’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Dia niantomboka nanindry azy indraindray ny Fanahin'i Jehovah tany Mahane-dana, teo anelanelan'i Zora sy Estaola.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanomboka nanetsika azy ny Fanahin’NY TOMPO tany Mahane-Dana, teo anelanelan’i Zora sy i Estaola.
malagasy
Dia niantomboka nanindry azy indraindray ny Fanahin'i Jehovah tany Mahane-dana, teo anelanelan'i Zora sy Estaola.[Mahane-dana = Tobin'i Dana]