Judges 13:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niseho tamin-dRavehivavy ilay Anjelin’NY TOMPO ka niteny taminy hoe: Indro, momba ianao ka tsy niteraka; nefa hanana anaka ianao ka hiteraka zazalahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niseho tamin-dravehivavy ny Anjelin’i Iaveh ka nanao taminy hoe: «Momba ianao izao, ka tsy manan-janaka, nefa hanana anaka kosa ianao, ka hitera-dahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indray andro dia niseho tamin-dravehivavy ny anjeli n’ny TOMPO ka nanao taminy hoe: –Fantatro fa momba ianao ka tsy niteraka; nefa hitoe-jaza ianao ka hitera-dahy.
Malagasy Bible 1865
Ary Ilay Anjelin'i Jehovah niseho tamin-dravehivavy ka nanao taminy hoe: Indro, momba ianao ka tsy niteraka; nefa hanan'anaka ianao ka hiteraka zazalahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niseho tamin-dRavehivavy ilay Anjelin’NY TOMPO* ka niteny taminy hoe: Indro, momba ianao ka tsy niteraka; nefa hanana anaka ianao ka hiteraka zazalahy.
malagasy
Ary Ilay Anjelin'i Jehovah niseho tamin-dravehivavy ka nanao taminy hoe: Indro, momba ianao ka tsy niteraka; nefa hanan'anaka ianao ka hiteraka zazalahy.