Judges 13:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa mitandrema ianao ankehitriny ka aza misotro divay na toaka ary aza mihinana izay zavatra maloto, na inona na inona izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ankehitriny mitandrema tsara, fa aza misotro divay na lalikera mahery, na mihinan-java-maloto,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa manomboka izao dia tandremo mba tsy hisotro divay na toaka ianao, ary aza mihinana sakafo maloto,
Malagasy Bible 1865
Koa mitandrema ianao ankehitriny, ka aza misotro divay na toaka, ary aza mihinana akory izay zava-padina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa mitandrema ianao ankehitriny ka aza misotro divay na toaka ary aza mihinana izay zavatra maloto, na inona na inona izany.
malagasy
Koa mitandrema ianao ankehitriny, ka aza misotro divay na toaka, ary aza mihinana akory izay zava-padina.