Judges 13:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa indro, hanana anaka ianao ka hiteraka zazalahy; ary tsy hokasihin-kareza ny lohany fa ho Nazirita ho an’Andriamanitra hatrany an-kibo ny zaza. Izy no hanomboka hamonjy ny Israely amin’ny tanan’ny Filistina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa hanana anaka ianao, ka hitera-dahy. Tsy hokasihin-kareza ny lohany, fa io zaza io ho nazarean’Andriamanitra hatrany am-bohoka; ary izy no hanomboka hanafaka an’i Israely amin’ny tanan’ny Filistinina».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
noho ianao efa hitoe-jaza ka hitera-dahy. Ary io zanakao io dia tsy azo hetezana volon-doha, satria ho voatokana ho an’Andriamanitra hatrany an-kibo izy. Izy no hanomboka hanafaka ny Israelita amin’ny fangejàn’ny Filistinina.
Malagasy Bible 1865
Fa, indro, hanan'anaka ianao ka hiteraka zazalahy; ary tsy mba hokasihin-kareza ny lohany; fa ho Nazirita ho an'Andriamanitra hatrany an-kibo ny zaza; ary izy no hanomboka hamonjy ny Isiraely amin'ny tanan'ny Filistina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa indro, hanana anaka ianao ka hiteraka zazalahy; ary tsy hokasihin-kareza ny lohany fa ho Nazirita ho an’Andriamanitra hatrany an-kibo ny zaza. Izy no hanomboka hamonjy ny Israely amin’ny tanan’ny Filistina.
malagasy