Judges 13:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Andriamanitra nihaino ny feon’i Manoa ka nankany amin-dRavehivavy indray ilay Anjelin’Andriamanitra raha tany an-tsaha izy; fa tsy teo aminy i Manoa vadiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Neken’Andriamanitra ny fangatahana nataon’i Manôe, ka tonga tamin’ny vavy indray ilay Anjelin’Andriamanitra. Tany an-tsaha izy no nipetraka ary tsy niaraka tamin’i Manôe vadiny:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nohenoin’Andriamanitra ny fangatahan’i Manôà; koa niseho tamin-dravehivavy indray ilay anjely raha mbola tany an-tsaha izy. Tsy tafaraka taminy anefa ny lahy;
Malagasy Bible 1865
Ary Andriamanitra nihaino ny feon'i Manoa, ka dia nankany amin-dravehivavy indray Ilay Anjelin'Andriamanitra, raha tany an-tsaha izy; fa Manoa vadiny tsy teo aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Andriamanitra nihaino ny feon’i Manoa ka nankany amin-dRavehivavy indray ilay Anjelin’Andriamanitra raha tany an-tsaha izy; fa tsy teo aminy i Manoa vadiny.
malagasy
Ary Andriamanitra nihaino ny feon'i Manoa, ka dia nankany amin-dravehivavy indray Ilay Anjelin'Andriamanitra, raha tany an-tsaha izy; fa Manoa vadiny tsy teo aminy.