Judges 14:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nidina nankany Timna i Samsona ka nahita vehivavy iray tao, avy tamin’ny zanakavavin’ny Filistina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nidina nankany Tamnà i Samsôna, ka nahita vehivavy anankiray tamin’ireo zanakavavin’ny Filistinina tany Tamnà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nidina nankany Timnà i Samsôna ka nahatsikaritra tovovavy filistinina iray tao.
Malagasy Bible 1865
Ary Samsona nidina nankany Timna ka nahita vehivavy tao avy amin'ny zanakavavin'ny Filistina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nidina nankany Timna i Samsona ka nahita vehivavy iray tao, avy tamin’ny zanakavavin’ny Filistina.
malagasy
[Ny nanambadian'i Samsona ny vehivavy Filistina anankiray, sy ny namaliany ny Filistina] Ary Samsona nidina nankany Timna ka nahita vehivavy tao avy amin'ny zanakavavin'ny Filistina.