Judges 14:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nidina ho any amin-dRavehivavy ny rain’i Samsona; ary nanao fanasana tany i Samsona, fa izany no fanaon’ny zatovo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nidina nankany amin’ilay vehivavy ny rain’i Samsôna, ary nanao fanasana teo i Samsôna, fa izany no fanaon’ny zatovo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nidina nankany amin’ilay tovovavy i Samsôna, ka nanao fanasana fampakaram-bady tao toy ny fanaon’ny tovolahy rehetra.
Malagasy Bible 1865
Dia nidina ho any amin-dravehivavy ny rain'i Samsona; ary nanao fanasana teo Samsona, fa izany no fanaon'ny zatovo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nidina ho any amin-dRavehivavy ny rain’i Samsona; ary nanao fanasana tany i Samsona, fa izany no fanaon’ny zatovo.
malagasy
Dia nidina ho any amin-dravehivavy ny rain'i Samsona; ary nanao fanasana teo Samsona, fa izany no fanaon'ny zatovo.