Judges 14:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nahita azy izy mianakavy dia nametraka namana telopolo lahy hitoetra ao aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nahita azy ny olona dia nanasa olona telopolo lahy ho namany hiara-mitoetra aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nahita azy ny Filistinina, dia nifantina tovolahy telopolo mba hiara-mikorana aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nahita azy izy mianakavy, dia nametraka namana telo-polo lahy hitoetra ao aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nahita azy izy mianakavy dia nametraka namana telopolo lahy hitoetra ao aminy.
malagasy
Ary rehefa nahita azy izy mianakavy, dia nametraka namana telo-polo lahy hitoetra ao aminy.