Judges 14:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niakatra izy ka nilaza tamin’ny rainy sy reniny hoe: Nahita vehivavy tany Timna, avy amin’ny zanakavavin’ny Filistina, aho; koa alao ho vadiko izy ankehitriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tafakatra indray izy, dia nilaza tamin-drainy aman-dreniny hoe: «Nahita vehivavy anankiray tamin’ireo zanakavavin’ny Filistinina aho, tany Tamnà, ka ankehitriny mba alaovy ho vadiko izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa niverina izy, dia nitantara tamin’ny ray sy reniny hoe: –Nisy tovovavy filistinina iray tsikaritro tany Timnà, ka tiako hangatahinareo ho vadiko.
Malagasy Bible 1865
Ary niakatra izy, dia nilaza tamin-drainy sy reniny hoe: Efa nahita vehivavy tany Timna avy amin'ny zanakavavin'ny Filistina aho; koa alao ho vadiko izy ankehitriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niakatra izy ka nilaza tamin’ny rainy sy reniny hoe: Nahita vehivavy tany Timna, avy amin’ny zanakavavin’ny Filistina, aho; koa alao ho vadiko izy ankehitriny.
malagasy
Ary niakatra izy, dia nilaza tamin-drainy sy reniny hoe: Efa nahita vehivavy tany Timna avy amin'ny zanakavavin'ny Filistina aho; koa alao ho vadiko izy ankehitriny.