Judges 14:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny vadiny dia lasan’ny namany izay efa nataony sakaizany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny vadiny lasan’ny anankiray amin’ireo namany izay nofidiny ho sakaizany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ilay vadiny kosa dia nomena ho vadin’ny tovolahy naman’i Samsôna sady mpandahatra ny fanasàny.
Malagasy Bible 1865
Ary ny vadiny dia lasan'ny namany, izay efa nataony sakaizany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny vadiny dia lasan’ny namany izay efa nataony sakaizany.
malagasy
Ary ny vadiny dia lasan'ny namany, izay efa nataony sakaizany.