Judges 14:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nidina izy ka niresaka tamin-dRavehivavy; nahafa-po an’i Samsona izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nidina izy, ka niresaka tamin’ilay vehivavy ary tia azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanohy ny diany i Samsôna ka nandeha nifampidinika tamin’ilay tovovavy filistinina, fa nahafinaritra azy razazavavy.
Malagasy Bible 1865
Dia nidina izy ka niresaka tamin-dravehivavy; ary nahafinaritra an'i Samsona izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nidina izy ka niresaka tamin-dRavehivavy; nahafa-po an’i Samsona izy.
malagasy
Dia nidina izy ka niresaka tamin-dravehivavy; ary nahafinaritra an'i Samsona izy.