Judges 15:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny lehilahin’i Joda: Nahoana no miakatra hamely anay ianareo? Hoy izy: Hamatotra an’i Samsona no niakaranay mba hanao aminy tahaka izay nataony taminay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy ny lehilahy tamin’i Jodà: «Ahoana no iakaranareo hamely anay?»Ary hoy ny navaliny: «Hamatotra an’i Samsôna no niakaranay mba hanaovanay aminy toraky ny nataony taminay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanontany azy ny vatan-dehilahy tao Joda hoe: –Nahoana no niakatra hanafika anay ianareo? Fa novalian’ireo hoe: –Mba hamatotra an’i Samsôna ka hanao aminy araka izay nataony taminay.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny lehilahy amin'ny Joda: Nahoana no miakatra hamely anay ianareo? Dia hoy izy Hamatotra an'i Samsona no niakaranay, mba hanao aminy tahaka izay efa nataony taminay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny lehilahin’i Joda: Nahoana no miakatra hamely anay ianareo? Hoy izy: Hamatotra an’i Samsona no niakaranay mba hanao aminy tahaka izay nataony taminay.
malagasy
Ary hoy ny lehilahy amin'ny Joda: Nahoana no miakatra hamely anay ianareo? Dia hoy izy Hamatotra an'i Samsona no niakaranay, mba hanao aminy tahaka izay efa nataony taminay.